📌 FAMPAHAFANTARANA HO AN’NY DAHOLO BE

Fanafoanana rantsa-mangaika miisa telo teo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Nankatoavina omaly 05 janoary 2022 nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra voalohany amin’ity taona ity ny fanafoanana rantsa-mangaika miisa telo eto amin’ny MICC:
– INCC (Ivon-toerana Nasionalin’ny Varotra sy ny Fifaninanana)
-IMI (Ivon-toerana Malagasy ho an’ny haitao vaovao)
– SIDEMA (Orinasa ara-indostrialy misahana ny Fampandrosoana eo amin’ny milina ara-pambolena)
Tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra 05/01/2022

Vous aimerez aussi...